Toko sy andininy momba Sab��

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.7 And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabtah, and Raamah, and Sabtechah: and the sons of Raamah; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. Zanak' i Kosy: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regma: Sabà sy Dadàna. Fils de Kush : Séba, Havila, Sabta, Rama, Sabteka. Fils de Rama : Sheba, Dedân.
...............
Gen / Jen 10.28 And Obal, and Abimael, and Sheba, sy Obala sy Abimaela sy Sheba Ebala, Amimaèla, Sabà, Obal, Abimaèl, Sheba,
...............
Gen / Jen 25.3 And Jokshan begat Sheba, and Dedan. And the sons of Dedan were Asshurim, and Letushim, and Leummim. Ary Joksana niteraka an' i Sheba sy Dedana. Ary ny zanakalahin' i Dedana dia Asorima sy Letosima ary Leomima. Jeksàna niteraka an' i Sabà sy Dadàna; ny zanakalahin' i Dadàna dia ny Asorima, ny Latosima, ny Laomima; Yosqhân engendra Sheba et Dedân, et les fils de Dedân furent les Ashshurites, les Letushim et les Léummim. -
...............
Gen / Jen 26.33 And he called it Shebah: therefore the name of the city is Beersheba unto this day. Dia nanao ny anarany hoe Sheba izy; izany no nanaovana ny anaran' ny tanàna hoe Beri-sheba mandraka androany. Dia nataony hoe Sibea ny anaran' ny fantsakàna. Izany no nanaovana ny anaran' ny tanàna hoe Bersabea mandraka androany. Il appela le puits Sabée, d' où le nom de la ville, Bersabée, jusqu'à maintenant.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
1Mp 10.1 And when the queen of Sheba heard of the fame of Solomon concerning the name of the Lord, she came to prove him with hard questions. Ary ny mpanjakavavin' i Sheba, rehefa nahare ny lazan' i Solomona ny amin' ny anaran' i Jehovah. dia avy hizaha toetra azy amin' ny fanontaniana sarotra, Nandre ny lazan' anaran' i Salomona amin' ny anaran' ny Tompo, ny mpanjakavavin' i Sabà, ka tamy hizaha toetra azy amin' ny ankamantatra. La reine de Saba apprit la renommée de Salomon et vint éprouver celui-ci par des énigmes.
...............
1Mp 10.4 And when the queen of Sheba had seen all Solomon' s wisdom, and the house that he had built, Ary rehefa hitan' ilay mpanjakavavin' i Sheba ny fahendren' i Solomona rehetra sy ny trano izay nataony Rahefa hitan' ity mpanjakavavin' i Sabà ny fahendren' i Salomona rehetra, ny trano nataony, Lorsque la reine de Saba vit toute la sagesse de Salomon, le palais qu' il s'était construit,
...............
1Mp 10.10 And she gave the king an hundred and twenty talents of gold, and of spices very great store, and precious stones: there came no more such abundance of spices as these which the queen of Sheba gave to king Solomon. Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an' ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra be indrindra tonga tahaka ilay nomen' ny mpanjakavavin' i Sheba ho an' i Solomona mpanjaka. Dia notoloran-dravehivavy talenta volamena roapolo amby zato, zava-manitra be dia be ary vatosoa koa ny mpanjaka. Tsy nisy be noho ny nomen' ny mpanjakavavin' i Sabà an' i Salomona mpanjaka, intsony ny zava-manitra tonga. Elle donna au roi cent vingt talents d' or, une grande quantité d' aromates et des pierres précieuses ; la reine de Saba avait apporté au roi Salomon une abondance d' aromates telle qu' il n' en vint plus jamais de pareille.
...............
1Mp 10.13 And king Solomon gave unto the queen of Sheba all her desire, whatsoever she asked, beside that which Solomon gave her of his royal bounty. So she turned and went to her own country, she and her servants. Ary Solomona mpanjaka nanome ny mpanjakavavin' i Sheba kosa izay rehetra niriny, na inona na inona nangatahiny, afa-tsy izay nomeny azy araka ny fanomen' i Solomona mpanjaka; ka dia niverina izy, ary lasa nody tany amin' ny taniny izy mbamin' ny mpanompony. Dia mba nomen' i Salomona izay rehetra niriny sy nangatahiny kosa ny mpanjakavavin' i Sabà, afa-tsy ireo fanatitra izay mifanerana amin' ny fahambonian' ny mpanjaka toa an' i Salomona. Izay vao niverina nody any amin' ny taniny izy sy ny mpanompony. Quant au roi Salomon, il offrit à la reine de Saba tout ce dont elle manifesta l' envie, en plus des cadeaux qu' il lui fit avec une munificence digne du roi Salomon. Puis elle s' en retourna et alla dans son pays, elle et ses serviteurs.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.9 And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabta, and Raamah, and Sabtecha. And the sons of Raamah; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka. Ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. Zanak' i Kosa: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regmà: Sabà sy Dadàna. Fils de Kush : Séba, Havila, Sabta, Rama, Sabteka. Fils de Rama : Sheba, Dedân.
...............
1Tt / 1Tan 1.22 And Ebal, and Abimael, and Sheba, sy Ebala sy Abimaela sy Sheba Hebala, Abimaela, Sabà, Ébal, Abimaèl, Shéba,
...............
1Tt / 1Tan 1.32 Now the sons of Keturah, Abraham' s concubine: she bare Zimran, and Jokshan, and Medan, and Midian, and Ishbak, and Shuah. And the sons of Jokshan; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Ketora, vaditsindranon' i Abrahama. Izy no niteraka an' i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin' i Joksana dia Sheba sy Dedana. Zanakalahin' i Setorà, vaditsindranon' i Abrahama: ny naterany dia Zamrama, Jeksàna, Madàna, Madiana, Jesbaoka, ary Soe. Zanak' i Jeksàna: Sabà sy Dadàna. Fils de Qetura, concubine d' Abraham. Elle enfanta Zimrân, Yoqshân, Medân, Madiân, Yishbaq et Shuah. Fils de Yoqshân : Sheba et Dedân.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
2Tt / 2Tan 9.1 And when the queen of Sheba heard of the fame of Solomon, she came to prove Solomon with hard questions at Jerusalem, with a very great company, and camels that bare spices, and gold in abundance, and precious stones: and when she was come to Solomon, she communed with him of all that was in her heart. Ary ny mpanjakavavin' i Sheba, rehefa ny nahare ny lazan' i Solomona, dia tonga tany Jerosalema hizaha toetra azy tamin' ny fanontaniana sarotra, ary maro be ny mpanaraka azy, sady be koa ny rameva izay nitondra zava-manitra sy volamena sesehena ary vato soa; ary rehefa tonga tao amin' i Solomona izy, dia niresaka taminy ny amin' izay rehetra tao am-pony. Rahefa nandre ny lazan' i Salomona ny mpanjakavavin' i Sabà, dia tonga tao Jerosalema izy, hizaha toetra an' i Salomona amin' ny ankamantatra, narahin' ny kalesy maro be sy rameva nitondra zava-manitra, volamena be dia be, ary vatosoa koa. Nandroso ho any amin' i Salomona izy, dia nolazainy taminy avokoa izay rehetra tao am-pony. La reine de Saba apprit la renommée de Salomon et vint à Jérusalem éprouver Salomon par des énigmes. Elle arriva avec de très grandes richesses, des chameaux chargés d' aromates, quantité d' or et de pierres précieuses. Quand elle se fut rendue auprès de Salomon, elle s' entretint avec lui de tout ce qu' elle avait médité.
...............
2Tt / 2Tan 9.3 And when the queen of Sheba had seen the wisdom of Solomon, and the house that he had built, Ary rehefa hitan' ilay mpanjakavavin' i Sheba ny fahendren' i Solomona sy ny trano izay nataony Ka nony hitan' ity mpanjakavavin' i Sabà ny fahendren' i Salomona sy ny trano nataony, Lorsque la reine de Saba vit la sagesse de Salomon, le palais qu' il s'était construit,
...............
2Tt / 2Tan 9.9 And she gave the king an hundred and twenty talents of gold, and of spices great abundance, and precious stones: neither was there any such spice as the queen of Sheba gave king Solomon. Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an' ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra tahaka ilay nomen' ny mpanjakavavin' i Sheba an' i Solomona mpanjaka. Talenta volamena valopolo amby zato sy zava-manitra sesehena, ary vato soa no nomeny ny mpanjaka. Tsy nisy zava-manitra be sahala amin' izany nomen' ny mpanjakavavin' i Sabà an' i Salomona izany intsony. Elle donna au roi cent vingt talents d' or, une grande quantité d' aromates et des pierres précieuses. Les aromates que la reine de Saba apporta au roi Salomon étaient incomparables.
...............
2Tt / 2Tan 9.12 And king Solomon gave to the queen of Sheba all her desire, whatsoever she asked, beside that which she had brought unto the king. So she turned, and went away to her own land, she and her servants. Ary Solomona mpanjaka dia nanome ny mpanjakavavin' i Sheba kosa izay rehetra niriny, na inona na inona nangatahiny, afa-tsy izay valin' ny nentiny ho an' ny mpanjaka; ka dia niverina izy, ary lasa nody tany amin' ny taniny izy mbamin' ny mpanompony. Nomen' i Salomona an' ny mpanjakavavin' i Sabà avokoa izay niriny sy nangatahiny, mihoatra noho izay nentiny ho an' ny mpanjaka aza. Dia niverina izy, ka lasa nody any amin' ny taniny, izy mbamin' ny mpanompony. Quant au roi Salomon, il offrit à la reine de Saba tout ce dont elle manifesta l' envie, sans compter ce qu' elle avait apporté au roi. Puis elle s' en retourna et alla dans son pays, elle et ses serviteurs.

  Book of Job Joba Joba Livre de Job
...............
Job / Jb 6.19 The troops of Tema looked, the companies of Sheba waited for them. Ny antokon' i Tema mitazana, ny andian' i Sheba manantena azy; Nanandrandra azy ny andiam-pivahiny avy any Tema; nanantena azy ny mpandeha avy any Saba. Les caravanes de Téma les fixent des yeux, en eux espèrent les convois de Saba.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 72.10 The kings of Tarshish and of the isles shall bring presents: the kings of Sheba and Seba shall offer gifts. Ny mpanjakan' i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan' i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana. Handoa hetra ny mpanjakan' i Tarsisa sy ny nosy; hanolotra fanatitra ny mpanjakan' i Sabà sy Meroe; les rois de Tarsis et des îles rendront tribut. Les rois de Saba et de Seba feront offrande;
...............
Sal 72.15 And he shall live, and to him shall be given of the gold of Sheba: prayer also shall be made for him continually; and daily shall he be praised. Dia ho velona ireny ka hanome azy volamena avy any Sheba, ary hanao fifonana ho azy mandrakariva, izy, ary isan' andro no hisaorany azy. Dia ho velona ireny, ka hanatitra volamena avy any Sabà ho azy; hanao voady ho azy mandrakariva, ary hisaotra azy isan' andro. Qu' il vive et que lui soit donné l' or de Saba! On priera pour lui sans relâche, tout le jour, on le bénira.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 43.3 For I am the Lord thy God, the Holy One of Israel, thy Saviour: I gave Egypt for thy ransom, Ethiopia and Seba for thee. Fa Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Dia ny Iray Masin' ny Isiraely, Mpamonjy anao; Omeko ho avotrao Egypta, ary Etiopia sy Seba ho solonao. Fa izaho Iaveh no Andriamanitrao; ilay Masin' Israely no Mpamonjy anao. Efa nomeko ho avotrao, Ejipta, ary ho solonao Etiopia sy Sabà. Car je suis Yahvé, ton Dieu, le Saint d' Israël, ton sauveur. Pour ta rançon, j' ai donné l'Égypte, Kush et Séba à ta place.
...............
Isa / Iz 60.6 The multitude of camels shall cover thee, the dromedaries of Midian and Ephah; all they from Sheba shall come: they shall bring gold and incense; and they shall shew forth the praises of the Lord. Ho feno ny rameva betsaka ao aminao, dia ny rameva tanora avy any Midiana sy Efaha, samy avy any Sheba izy rehetra; volamena sy ditin-kazo mani-pofona no ho entiny, ary ny fiderana an' i Jehovah no teny mahafaly hambarany. Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao; ny any Saba rehetra ho avy, hitondra volamena sy emboka manitra, ary hitory ny fiderana an' ny Tompo. Des multitudes de chameaux te couvriront, des jeunes bêtes de Madiân et d'Épha; tous viendront de Saba, apportant l' or et l' encens et proclamant les louanges de Yahvé.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 6.20 To what purpose cometh there to me incense from Sheba, and the sweet cane from a far country? your burnt offerings are not acceptable, nor your sacrifices sweet unto me. Nahoana no itondrana ditin-kazo mani-pofona avy any Sheba Aho sy veromanitra avy any amin' ny tany lavitra? Tsy sitrako ny fanatitra doranareo, ary tsy mamiko ny zavatra vonoinareo hatao fanatitra. Mampaninona ahy izay emboka manitra avy any Sabà, sy izay veromanitra sarobidy avy any an-tany lavitra? Tsy sitrako ny sorona doranareo; tsy mamiko ny soronareo. Que m' importe l' encens importé de Sheba, le roseau odorant qui vient d' un lointain pays? Vos holocaustes ne me plaisent pas, vos sacrifices ne m' agréent pas.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 27.22 The merchants of Sheba and Raamah, they were thy merchants: they occupied in thy fairs with chief of all spices, and with all precious stones, and gold. Ny mpandranto avy any Sheba sy Rama no mpandranto nankany aminao, Ka zava-manitra tsara indrindra sy vato soa samy hafa karazana ary volamena no nentiny natakalo ny entanao. Ny mpandranto avy any Sabà sy Reemà nifampivarotra taminao; izao zava-manitra tsara indrindra rehetra izao sy izao vatosoa isan-karazany rehetra izao mbamin' ny volamena koa no nandoavany ny vidin' ny entanao. Les marchands de Sheba et de Rama faisaient du commerce avec toi; ils te livraient les plus fins aromates, toutes sortes de pierres précieuses et de l' or comme marchandises.
Eze / Ez 27.23 Haran, and Canneh, and Eden, the merchants of Sheba, Asshur, and Chilmad, were thy merchants. Harana sy Kane ary Edena sy mpandranto avy any Sheba sy Asyria ary Kilmada no mpandranto nankany aminao. Harana, Sene sy Edena, ny mpandranto avy any Sabà, Asora sy Kelmada nifampivarotra taminao: Harân, Kanné et Éden, les marchands de Sheba, d' Assur et de Kilmad faisaient du commerce avec toi.
...............
Eze / Ez 38.13 Sheba, and Dedan, and the merchants of Tarshish, with all the young lions thereof, shall say unto thee, Art thou come to take a spoil? hast thou gathered thy company to take a prey? to carry away silver and gold, to take away cattle and goods, to take a great spoil? Sheba sy Dedana ary ny mpandranton' i Tarsisy rehetra mbamin' ireo lionany tanora rehetra dia hanao aminao hoe: Tonga hamabo va ianao? Nangoninao handroba va ireto olonao betsaka ireto, hahalasa volafotsy sy volamena, handroba harena sy fananana ary hahazo babo betsaka? Sabà sy Dedàna ary ny mpandranton' i Tarsisa mbamin' ireo liona tanorany rehetra, hanao aminao hoe: Tonga handroba va hianao? Nanangona ny miaramilanao va hianao, mba hanangona babo, hanala volafotsy sy volamena, hangorona biby fiompy aman-karena, ary hipaoka babo betsaka? Sheba, Dedân, les trafiquants de Tarsis et tous ses jeunes lions te diront : " Est-ce pour piller que tu es venu ? Est-ce pour faire du butin que tu as réuni tes troupes ? Est-ce pour enlever l' or et l' argent, pour saisir troupeaux et marchandises, pour emporter un immense butin ? "