Fizahan-teny

Ohabolana : akoma

Ohabolana 1Tentena nambenan’ ankoma : raha bitika be raha miambina. [Samson 1965 #T61]
Tentèña ambenan' akoma: raha bitika be raha miambina. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasyTsintsina ambenan' akôma: zavatra kely ambenan' ny lehibe. [Houlder 1895]

Fizahan-teny