Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : anti-dahy | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Antibavy Antidahy kendan-drano: lany raha | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Anti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [Rinara 1974] Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837] Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [Cousins 1885 #1726] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [Veyrières 1913 #1837] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Manao anti-dahy be : tahina, tomany. [Veyrières 1913 #1831] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme les vieillards : on les soigne et ils pleurent. [Veyrières 1913 #1831] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne sont jamais contents. [Veyrières 1913 #1831] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |