Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : dada | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [Cousins 1885 #2525]
Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada sarotra hianarana. [Houlder 1895] Ny tsinjaka, maro mahay ; fa ny dada, sarotra ianarana. [Veyrières 1913 #3294] Ny tsinjaka maro mpahay fa ny dada no sarotra ianarana. [Rajemisa 1985] Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra hianarana. [Cousins 1885 #3318] Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [Rinara 1974 #4447] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Beaucoup savent (danser) le "tsinjaka" , mais le "dada" est difficile à apprendre. [Houlder 1895]
Danser, beaucoup savent le faire ; mais la danse qu' on appelle dada voilà qui est difficile à apprendre. [Veyrières 1913 #3294] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces deux termes désignent des danses et la seconde était peut-être accompagnée d' un chant. [Houlder 1895]
Se disait des affaires ou choses difficiles. [Veyrières 1913 #3294] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny voamena zaton' i dada, ny sotro rano tsy tian' i neny. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo fisahiranan' ny ray aman-dreny amin' ny zanany, ka ny an' ny reny, dia ny mikasika indrindra ny niterahany azy; ny an' ny ray kosa, ny mikasika ny fitadiavam-bola hamelomana azy. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny fahasahiranana mafy nentin' ny ray sy ny reny amin' ny famelomana, fikarakarana ny zanaka eo amin' ny taona mbola maha-kely azy indrindra. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |