Fizahan-teny

Ohabolana : embana

Ohabolana Maika haninona no mitsoka embana? [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny olona very saina noho ny hamehana ka manao ny tsy tokony hatao. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny