Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : haratsiana
|
| |
|
Ohabolana | |
Dovidovy endrika ka tian' ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian' ny kabary hodiavina. [Rinara 1974]
Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina. [Veyrières 1913 #4862, Cousins 1885 #863]
|
Dikanteny frantsay | |
Il a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions. [Veyrières 1913 #4862]
|
| |
|
Ohabolana | |
Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko an-tena. [Veyrières 1913 #1095]
Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko an-tena, ka matahora an' Andriamanitra, fa tsy olona mitovy hasina aminy hianao. [Veyrières 1913 #32]
|
Dikanteny frantsay | |
Avoir Dieu sous les yeux sans le voir, c' est s' attirer malheur ; craignez Dieu, car il vous dépasse en sainteté et en puissance. [Veyrières 1913 #32]
Ne pas regarder ce qu' on a sous les yeux pour regarder de préférence ce qui est au loin, c' est s' attirer malheur. [Veyrières 1913 #1095]
|
Fanazavana frantsay | |
Se disait de ceux qui négligeaient leurs parents pour les étrangers. [Veyrières 1913 #1095]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|