Fizahan-teny

Ohabolana : harem-boatondro

Ohabolana Firain' ny vava fito saha; firain' ny harem-boantondro. [Houlder 1895 #802]
Firain’ ny vava fito saha, firain’ ny harem-boan-tondro ; ny ataon’ ny vava tsy araka ny aina. [Cousins 1885 #962]
Firain' ny vava fito saha, firain' ny harem-boatondro, ny ataon' ny vava tsy araka ny aina. [Rinara 1974 #1162]
Dikanteny frantsay A l' entendre il aura sept champs; d' après ses moyens il en aura la largeur d' un doigt. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay C' est un vantard! [Houlder 1895]

Fizahan-teny