Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : ianarana
|
| |
|
Ohabolana | |
Mandihiza, rey hitsikitsika, mba hianaranay raha fararano. [Rinara 1974 #2073]
Mandihiza, ry hitsikitsika: hianaranay raha fararano. [Veyrières 1913 #1523, Cousins 1885 #1590]
|
Dikanteny frantsay | |
Dansez, crécerellès, nous vous imiterons à l' automne. [Veyrières 1913 #1523]
|
Fanazavana frantsay | |
Les enfants disaient ces paroles lorsqu' ils apercevaient une crécerelle planant et trémoussant ses ailes sans changer de place. [Veyrières 1913 #1523]
|
| |
|
Ohabolana | |
Tsy nisy nahay hatrany an-kibondreniny fa ny mitan-tsotro aza ianarana. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavana malagasy | |
Enti-milaza fa tsy misy mahay avy hatrany – na dia ny zavatra tsotra aza – fa tsy maintsy mianatra vao mahay. [Rajemisa 1985]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|