Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : Imamoladahy
|
| |
|
Ohabolana | |
Fihavanan' Imamoladahy : anio toa tsy hisaraka, ampitso toa tsy hihaona. [Rinara 1974]
Fihavanan' Imamoladahy : anio toa tsy hisaraka ; ampitso toa tsy hiray. [Veyrières 1913 #3642, Cousins 1885 #956]
|
Dikanteny frantsay | |
Alliance d' Imamoladahy : aujourd' hui c' est comme si on ne devait jamais se séparer ; le lendemain c' est comme si on ne devait jamais se réconcilier. [Veyrières 1913 #3642]
|
| |
|
Ohabolana | |
Fihavanan' Imamoladahy ka tsy mihavan-droa taona. [Rinara 1974 #1168]
Fihavanan’ Imamoladahy: tsy mihavan-droa taona. [Cousins 1885 #955]
Fihavanan' ny Mamoladahy: tsy mihavana roa taona. [Houlder 1895 #167]
|
Dikanteny frantsay | |
L' amitié de "ceux qui se laissent gouverner par leurs femmes" (nom d' un clan): elle ne dure pas deux ans. [Houlder 1895]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|