Fizahan-teny

Ohabolana : iverenana

Ohabolana Aoka hatao asa am-balabe : ny manana ny tsy efa hiverenana. [Veyrières 1913 #3833, Rinara 1974 #322, Cousins 1885 #274]
Dikanteny frantsay Qu' il en soit comme pour le travail des grandes rizières : on reviendra pour celui qui a un travail inachevé. [Veyrières 1913 #3833]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qui promettent de s' entraider pour des travaux. [Veyrières 1913 #3833]

Ohabolana Ny lalam-be no tsy asian-dratsy, ny hiverenana. [Houlder 1895 #1168, Veyrières 1913 #6239]
Ny lalana no tsy asian-dratsy : mbola hiverenana aoriana. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Le motif pour lequel on n' abîme pas la route, c' est qu' on y repassera. [Veyrières 1913 #6239]
Si on ne salit pas la route, c' est qu' on y repassera. [Houlder 1895 #1168]

Ohabolana Tsy misy hofitahin-tsy ho azo, fa ny hiverenan' ny atao no tsy toha. [Rinara 1974 #4715]

Fizahan-teny