Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : lelika | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy ny farihy lelik’ antsanga, fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby an-drainy. [Rinara 1974 #4768]
Tsy ny farihy lelik’ antsanga, fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby ny rainy. [Cousins 1885 #3563] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Vary lelik’ antsanga: Vary lelik’ antsanga : voatery setra havozona, ka tsy misy hiolonolonana. [Rinara 1974 #4876] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |