Fizahan-teny

Ohabolana : mahatakatra

Ohabolana Heveriny fa hitohy ihany ny fanirin' ny hazo ka ho tonga any an--danitra. [Veyrières 1913 #2366]
Raha mitohy ny fanirin' ny hazo, mahatakatra ny lanitra. [Rinara 1974 #3620]
Dikanteny frantsay Il s' imagine que la croissance de l' arbre ira jusqu' au ciel. [Veyrières 1913 #2366]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui croient que les richesses ou les provisions ne s'épuiseront pas. [Veyrières 1913 #2366]

Ohabolana Tsibàn-tsokina : tsy mahatakatra ny lavitra. [Samson 1965 #T140]

Fizahan-teny