Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : mahia | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [Samson 1965 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Akondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Akondro mahia misy masaka, ka saro-dazaina aman-kavana. [Cousins 1885, Houlder 1895]
Akondro mahia misy masaka, ka saro-dazaina aman-tompony. [Cousins 1885] Akondro mahia misy masaka ka saro-dazaina amin-kavana. [Rajemisa 1985 #557, Rinara 1974 #17] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra tsy dia tsaratsara loatra ka mahasanganehana ny milaza azy amin' ny havana na ny sakaiza. [Rajemisa 1985 #557] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bananes maigres dont quelques-unes sont mûres: on ne sait que dire à ses parents. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On n' ose pas leur en offrir. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aleo mahia mahatratra, toy izay matavy Aleo mahia mahatratra toy izay matavy mialim-bolo. [Veyrières 1913 #2273, Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut un maigre secourable qu' un gras qui reste enfermé chez lui. [Veyrières 1913 #2273] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un pauvre secourable vaut mieux qu'un riche avare et égoïste. [Veyrières 1913 #2273] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aleo mahia ondry andrasana, toy izay mahia | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut garder des brebis maigres que d’avoir à son service des hommes décharnés. [Nicol 1935 #250] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aleo maty reniomby mahia, toy izay resy tohika. [Rinara 1974 #129]
Aleo maty reniomby toy izay ho resy tohika. [Rajemisa 1985] Aleo maty reniomby, toy izay resy tohika. [Veyrières 1913 #6338, Cousins 1885 #101] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona be didoha tafaohatra ka aleony iharam-patiantoka bevava toy izay ho resy lahatra. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux perdre une vache que de céder quand on s' est entêté. [Houlder 1895]
L' obstiné est semblable à celui qui aime mieux perdre sa vache plutôt que céder. [Veyrières 1913 #6338] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Amboa mahia, ka miverina ilalana. [Veyrières 1913 #2275] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chien maigre rebrousse chemin. [Veyrières 1913 #2275] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait à ceux qui envoient au loin des commissionnaires sans leur donner de quoi se nourrir en route. [Veyrières 1913 #2275] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Anantsinahy sy hen' ondry ka tafaray samy kafiry. [Rinara 1974 #199]
Anantsinahy sy hen' ondry mahia : tafaray samy kafiry. [Cousins 1885] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aombe mahia tsy Ny omby mahia tsy lelafin' ny namany. [Houlder 1895 #1481, Rajemisa 1985] Ny omby mahia tsy lelafin' ny namany, ary ny ory tsy havan' ny manana. [Rinara 1974 #3193] Ny omby mahia tsy lelafin’ ny namany ; ny malahelo tsy mba havan’ ny manana. [Nicol 1935 #375, Cousins 1885] Omby mahia tsy lelafin' ny namany : ny malahelo tsy mba naman' ny manana. [Veyrières 1913 #2551] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa andosiran' ny namany ny mahia, ny tsy manana, ny oriory, fa ifanotofana kosa ny manana, ny matavy. [Rajemisa 1985]
Ny mahantra, ny madinika tsy mba mana-namana; ny lehibe, ny mpanan-karena ihany no hodidinin-tsakaiza maro. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vache maigre n’est pas léchée par ses congénères ; le malheureux n’a pas de parents. [Nicol 1935 #375]
Les boeufs ne lèchent pas leurs compagnons maigres, les pauvres ne sont pas camarades des riches. [Veyrières 1913] Les boeufs ne lèchent pas leurs compagnons maigres. [Poirot & Santio: Vezo] Les bœufs maigres ne sont pas léchés par les autres. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les pauvres sont sans parents et sans amis. [Veyrières 1913 #2551] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aomby mahia be tandroka, indao | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Barabaha folaka, akondro mahia: manambady tsy tiana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Donga takona fa mahia mifanatrika. [Nicol 1935 #142] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | (Le mensonge) est replet dans l’ombre, mais très maigre en pleine lumière. [Nicol 1935 #142] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Izahay tsy mba voankena, ka hahia anatin' ny matavy. [Rinara 1974 #1460]
Izaho sahala amy ny voankena : mahia anatin’ ny matavy. [Cousins 1885 #1163] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Izay mahia zokin' antitra. [Veyrières 1913 #1818, Rinara 1974 #1498]
Ny mahia zokin' antitra. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ratsy noho ny fahanterana ny fahiazana satria heverin' ny olona ho be taona ny mahia mitrakitraky taolana, na dia zandrin' ny matavy mandimandina aza. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est maigre paraît plus âgé qu' un vieux. [Veyrières 1913 #1818] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Izay miringiringy no potraka : izay mioty manta no leony. [Cousins 1885 #1197, Nicol 1935 #264]
Mioty manta, ka leony; miringiringy, Ny miringiringy no potraka; ny mioty manta no leony ; ny tsy mahandry ny sisa no mahia. [Cousins 1885 #2350] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Etre haut perché, c’est risquer de tomber; cueillir des fruits verts, c’est chercher l’indisposition. [Nicol 1935 #264] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Lahiantitra | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieux qui monte une côte : gras, il est essouflé ; maigre, il est poussif. [Veyrières 1913 #1821] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il y a des inconvénients, quoi qu' on fasse. [Veyrières 1913 #1821] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mahia am--pototry ny sompitra toa sahafa. [Rinara 1974 #1876] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mahia maozatra ohatra ny herana. [Rinara 1974]
| |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cassant et en même temps tenace, comme le "herana" . [Houlder 1895]
Sec mais solide comme le herana ou jonc à larges feuilles. [Veyrières 1913 #1645] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des gens maigres mais musculeux ; il se disait aussi des petits qui s' opiniâtrent dans un procès contre les grands. [Veyrières 1913 #1645]
Le "herana" est un jonc à larges feuilles dont on couvre les toits. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mahia miarana. [Veyrières 1913 #2382] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui a l' occasion de s' enrichir et n' en profite pas est comme quelqu' un qui reste maigre tout en se satisfaisant. [Veyrières 1913 #2382] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mahia nohatsaraina toa hisatra. [Rinara 1974 #1878]
Tsara mahia toa hisatra. [Rinara 1974 #4402] Tsara mahia, toy ny hisatra. [Veyrières 1913 #1593, Cousins 1885 #3282] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Beau dans la maigreur comme les joncs. [Veyrières 1913 #1593] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mahia tsy marary hoatry ny tsindrahaka Tsindrahaka Tsindrahaka | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cancrelat aquatique qui habite les canaux des rizières : il est maigre sans être malade. [Veyrières 1913 #1726] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui sans être malades, étaient très maigres. [Veyrières 1913 #1726] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Matavy anarana, fa mahia tena hoatry ny saingona. [Veyrières 1913 #1654]
Matavy anarana, famahiatena, ohatra ny saingona. [Cousins 1885] Matavy anarana ohatra ny saingona. [Rinara 1974] Tahaka ny saingona : matavy anarana, fa mahia tena. [Cousins 1885 #2963] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Gros de nom et maigre de corps comme l' herbe qu' on nomme saingona. [Veyrières 1913 #1654] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le même mot qui signifie gros, est le nom d' une herbe longue servant à couvrir le faîtage des maisons. [Veyrières 1913 #1654] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Matavy sarin' alobotra, mahia sarin' alofisaka. [Rinara 1974 #2169] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mihena am--bilany, toa hena mahia. [Veyrières 1913 #2211, Rinara 1974 #2320, Cousins 1885 #1771] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Diminuer dans la marmite comme la viande maigre qui se contracte. [Veyrières 1913 #2211] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des biens qui diminuaient. [Veyrières 1913 #2211] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mihomehy amboa mahia ka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Na dia mahia Na dia mahia | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny lainga dia donga takona, fa botry mifanatrika. [Veyrières 1913 #4938]
Ny lainga dia donga takona, fa mahia mifanatrika. [Veyrières 1913 #4938] Ny lainga donga takona fa mahia mifanatrika. [Houlder 1895 #465, Cousins 1885 #2289, Rinara 1974, Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha mbola tsy hita ny mahalainga ny lainga, dia toy inona erý, fa raha vaky am-batolampy kosa, maharikoriko. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le mensonge est gras et bien portant quand il est seul et caché, mais il devient maigre et rabourgi lorsqu' il est en présence de la vérité. [Veyrières 1913 #4938]
Un mensonge est dodu quand il est caché, mais il devient maigre quand il est découvert. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dit dans l'ombre, le mensonge a de la consistance, mais produit au grand jour, il est découvert et s' évanouit. [Veyrières 1913 #4938] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny mahia zokin' antitra, ary ny tsy manam-bato hatoraka zandrin--jaza! [Rinara 1974 #3093]
Ny mahia, zokin’ antitra ; ny tsy manam-bato | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny matavy igagana, ny mahia italanjonana. [Veyrières 1913 #5770, Cousins 1885 #2335, Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On est en admiration devant ce qui est gras, on est dans l' étonnement devant ce qui est maigre. [Veyrières 1913 #5770] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut un juste milieu. [Veyrières 1913 #5770] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny matavy no tsy arahin-dromoromo, ary ny mahia no tsy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny omby mahia no hanina, ny ao Ny omby mahia no hanina, ny ao Ny omby mahia no hohanina, ny Ny omby mahia no ho hanina, ny be no mahamena-maso. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si l' on mange un bœuf maigre (sans récriminer), c' est par honte des autres qui sont dans le parc. [Houlder 1895]
Si on mange les boeufs maigres, c' est par considération pour les boeufs qui sont dans le parc. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des parents pauvres. [Veyrières 1913 #2549] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Omby mahia be tandroka ka mitondra ny tsy eran' ny aina. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny tsy maintsy hanaovana ny adidy na dia sarotra aza. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Omby mahia lava kitro ka tsy mahafaly ny mpiandry. [Veyrières 1913 #4560, Rinara 1974 #3432, Cousins 1885 #2548] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Boeuf maigre à sabots allongés : il est un sujet de déplaisir pour son gardien. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un boeuf vieux et maigre n' est pas bon à manger ; le gardien avait les bêtes mortes. Le sens est : boeuf qui n' est plus bon à rien. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Omby mahia lava kitro : tsy midi-menaka intsony fa na midina aza hatrotro. [Houlder 1895 #1441, Veyrières 1913 #4561, Rinara 1974 #3433, Cousins 1885 #2549] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Boeuf maigre à sabots allongés par la vieillesse : aucune graisse ne découle plus de sa viande, et s' il découle quelque chose, c' est de la gélatine. [Veyrières 1913]
Un bœuf à longs sabots: il n' en sort plus de graisse, ou s' il sort quelque chose, c' est de la gélatine (quand on en fait cuire la viande). [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est une mauvaise viande. [Veyrières 1913 #4561] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Omby mahia lava tandroka, omby bory matavy : samia ihany manana ny azy. [Rinara 1974 #3434] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Omby mahia very namana, olon' ory vitsy sakaiza. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Omby maty an-tsena: ny mahia manana adidy, ary ny matavy manana antsa. [Cousins 1885 #2552]
Omby maty an-tsena : ny mahia manana adidy, ny matavy manana antsa, (tsiny). [Rinara 1974 #221] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ompin' Andriamorabe: ny mahia voalambolambo, ny matavy voasafosafo. [Rinara 1974 #3448] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ondry mahia maty anaka : | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Brebis maigre dont l' agneau est mort : elle se résigne à cette perte pour s' engraisser. [Veyrières 1913 #2652] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A quelque chose malheur est bon. [Veyrières 1913 #2613] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Taolan' omby mahia aho, ka na tsy hena aza fofy. [Rinara 1974 #4110]
Taolan’ omby mahia aho : na tsy hena aza, fofy. [Veyrières 1913 #2464, Cousins 1885 #3037] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis un os de boeuf maigre : si je ne suis pas de la viande, du moins je sers de peigne pour tracer les raies des tresses de cheveux. [Veyrières 1913 #2464] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Je suis utile à quelque chose. [Veyrières 1913 #2464] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toa mangarika anao aho, kanjo mahia ka miolana. [Rinara 1974 #4140]
Toa mangarika anao aza aho, kanjo mahia ka miolana. [Cousins 1885 #3099] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toy ny angidina: atao mahia, be tratra; atao matavy, kely rambo. [Houlder 1895 #991, Cousins 1885 #3182] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Semblable à une libellule: si on la considère comme maigre, elle a une grande poitrine; mais si on la regarde comme grasse, elle n' a qu' une petite queue. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsara mahia, toa hitatra. [Houlder 1895 #1979] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être bon une fois maigre, comme l' écorce du "zozoro" (espèce de souchet). [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le "zozoro" est un jonc dont l' écorce sert à tresser des nattes: pour que cette écorce puisse servir, il faut quelle soit "maigre" , c.à.d. débarrassée de la partie intérieure du jonc qui est tendre, d' où le proverbe. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsikovoka Tsikovoka Tsikovoka Tsikovoka | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dytiques de réservoir : ils sont gras, sans être mis en parc pour être engraissés. [Veyrières 1913 #4617]
Un dytique dans une mare: il s' est engraissé tout seul; un cancrelas aquatique dans une rigole: il est maigre sans être malade. [Houlder 1895] Un dytique dans une mare: il s' est engraissé tout seul. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Qui profite bien. [Veyrières 1913 #4617] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsiriry : mahia | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsokan’ omby mahian’ Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [Cousins 1885]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [Rinara 1974 #4470] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ze mahia | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est maigre est plus âgé qu' un vieux. [Poirot & Santio: Vezo] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |