Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : manisa
|
| |
|
Ohabolana | |
Aza manisa ravina. [Veyrières 1913 #5893]
Aza mihevi-dravina. [Veyrières 1913 #5893]
|
Dikanteny frantsay | |
Ne fixez pas vos pensées sur les feuilles des arbres, et ne cherchez pas à les compter. [Veyrières 1913 #5893]
|
Fanazavana frantsay | |
Analogue au français : bâtir des châteaux en Espagne. [Veyrières 1913 #5893]
|
| |
|
Ohabolana | |
Manisa be tsy ho any ny tena, tahaka ny vady kelin’ ny mpanan-karena. [Cousins 1885]
Manisa be tsy ho an' ny tena ohatra ny vady tokantrano mason' ny mpanan-karena. [Rajemisa 1985]
Manisa be tsy ho an' ny tena, tahaky ny vadikelin' ny mpanan-karena. [Veyrières 1913 #1426]
|
Fanazavana malagasy | |
Enti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin' ny zavatra na fananana eo am-pelatanany. [Rajemisa 1985]
|
Dikanteny frantsay | |
Faire le compte de beaucoup de choses qu'on n' a pas pour soi, comme l' épouse secondaire d' un riche polygame. [Veyrières 1913 #1426]
|
| |
|
Ohabolana | |
Manisa ny be tsy ho an' ny tena ohatran' ny vadi-kelin' Antananarivo. [Rinara 1974]
|
| |
|
Ohabolana | |
Manisa ravina. [Veyrières 1913 #2524]
|
Dikanteny frantsay | |
Le pauvre qui fait de beaux rêves et bâtit des châteaux en Espagne est semblable à celui qui compte les feuilles des arbres. [Veyrières 1913 #2524]
|
Fanazavana frantsay | |
Se disait des choses et des désirs impossibles, irréalisables. [Veyrières 1913 #2524]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|