Fizahan-teny

Ohabolana : matoy

Ohabolana Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [Samson 1965 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Akondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [Houlder 1895]

Ohabolana Manolotra ny matoy ny fandrahana. [Samson 1965 #M43]

Ohabolana Matoy vary be tsakitsaky : tsy olo-mijaly fa manan-kandiasana. [Samson 1965 #M93]

Ohabolana Matoy vary mialina antadiña: hitany tsy hahatonga taona. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Masa-bary mialina antadiny: fantany (hitany) tsy hahavita taona. [Houlder 1895]

Ohabolana Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [Samson 1965 #M94]

Fizahan-teny