Fizahan-teny

Ohabolana : mihobankobana

Ohabolana Ny mihobankobana no lamokany, fa ny manahaka an-drainy no zanany. [Veyrières 1913 #988, Cousins 1885 #2349]
Ny mihobankobana no lamokany, ka ny manahaka an-drainy avy no tsy ho zanany. [Rinara 1974 #3148]
Dikanteny frantsay Ce qui s' agite dans sa coque, c' est l' oeuf gâté et non éclos ; mais c' est l' enfant qui est l' image de son père. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Les vrais enfants, ce sont ceux qui continuent leurs parents. [Veyrières 1913 #988]

Fizahan-teny