Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : miohatra | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Adala izay mandany miohatra noho ny miditra. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Insensés ceux dont les dépenses dépassent les recettes. [Veyrières 1913 #2340] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Andro Andro hamaizan' ny trano dia manao afo am-bilany kely, fa Andro | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le jour de l' incendie de la maison on porte du feu dans une petite marmite ; ce jour passé, on porte des torches en plein soleil. [Veyrières 1913]
Le jour où votre maison brûle vous portez du feu dans une petite marmite, mais le lendemain vous le portez dans un chiffon. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le danser écarté, on oublie vite et on recommence à faire des imprudences. [Veyrières 1913 #5324]
Les allumettes étaient autrefois inconnues à Madagascar. On allait chercher du feu chez le voisin - des braises - que l'on transportait dans une marmite ou un tesson, ou seulement dans un chiffon; ce manque de précautions pouvait causer l'incendie de la case au toit de chaume. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aretina tsy miohatra ny boka, biby tsy miohatra ny mamba. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pas de maladie pire que la lèpre, ni d'animal pire que le caïman. [Veyrières 1913 #1944] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses excessives, comme les malheurs. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Atao vikin’ alina : aleo miohatra toy izay ho latsaka. [Cousins 1885, Nicol 1935]
Ataovy vikin' alina, ka aleo miohatra toy izay ho latsaka. [Houlder 1895] Vikin' alina ka aleo miohatra toy izay latsaka. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme celui qui saute de nuit un jossé : mieux vaut un saut trop long que trop court. [Nicol 1935 #214]
Faites comme lorsqu' on saute (un fossé) de nuit; il vaut mieux sauter trop loin que pas assez et tomber (dans le fossé). [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza manao sangy miohatra ny loha; na Aza manao sangy miohatra ny loha; na vosotra dia zary tenany. [Cousins 1885] Aza manao sangy miohatra ny loha, na vosotra zary tenany. [Houlder 1895] Aza manao sangy zary tenany na vosotra zary tena izy. [Rinara 1974 #43] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas inconvenant dans vos badinages, et ne dites pas des injures sous prétexte de plaisanteries. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza manao saonjo miohatra akondro; aza manao sakeli-mihoa-joro. [Cousins 1885]
Aza manao saonjo miohatra akondro, na sakeli-mihoa-joro. [Rinara 1974] Tsy anaovana saonjo miohatra akondro, tsy anaovana sakeli-mihoa-joro. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne fait pas avec lui comme le songe comestible qui veut dépasser le bananier ou comme le rejeton qui veut dépasser l' arbre qui le produit. [Veyrières 1913 #261] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles d' Andrianampoinimerina aux chefs du peuple, sur Radama son fils et successeur ; passées en proverbe, elles signifient que les inférieurs ne doivent pas dépasser ni même atteindre les supérieurs. [Veyrières 1913 #261] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Biby tsy miohatra ny mamba. [Cousins 1885, Houlder 1895, Veyrières 1913, Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aucun animal ne surpasse le caïman. [Houlder 1895]
Le caïman est le plus fort des animaux, aucun autre ne saurait le vaincre. [Veyrières 1913 #197] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Donc, n' en cherchez pas, ne demandez pas l' impossible. [Houlder 1895]
Paroles du roi Andrianampoinimerina passées en proverbe, pour signifier la force ou la puissance du souverain ou de toute autre personne. [Veyrières 1913 #197] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Bonga tsy miohatra an’ Ankaratra. [Cousins 1885, Veyrières 1913]
Bonga tsy miohatra an' Ankaratra, lohasaha tsy miohatra an' Ilempona. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' y a pas de montagne qui dépasse l'Ankaratra. [Veyrières 1913 #4745] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Pour dire d'une personne ou d' une chose, quelle est au plus haut degré de perfection : on ne peut rien imaginer de mieux. [Veyrières 1913 #4745] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Fahavalo tsy miohatra ny mosary. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La croissance des fleurs de l' aloès: les premières ne s' élèvent pas trop (litt. ne dépassent pas), et les dernières tâchent de les rattraper. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Fotsy tsy miohatra ny bobo, ody fitia tsy miohatra ny vola. [Rinara 1974]
Ny fotsy tsy miohatra ny bobo, ary ody fitia tsy miohatra ny vola. [Houlder 1895, Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rien n' est plus blanc que le blanc, et aucun philtre d'amour ne dépasse l' argent. [Veyrières 1913 #2221]
Rien n' est plus blanc que le blanc pur, et aucun philtre d' amour ne surpasse l' argent. [Houlder 1895 #741] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Hasambarana tsy miohatra ny mionona. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Miohatra ny tokonana tsy afaka, ka miohatra ny rindrina vao afaka ! [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous n' avez pas réussi en passant sur le seuil, et vous réussiriez en passant par-dessus le mur! [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Na dia noana aza, tsy miohatra ny lovia. [Cousins 1885]
Na dia noana aza tsy miohatra ny vilia ! [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Na manara aza, tsy miohatra ny toko. [Cousins 1885] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny roatra no miohatra ny vilany fa ny vary akory tsy mankaiza. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ody fitia miohatra ny vola : mosavy. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Olon-tiana tsy miohatra ny zanaka. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Papango miohatra an' i Lohalambo : aleo tsy miohatra toy izay | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oiseau de proie qui essaie de passer par-dessus la montagne Lohalambo : mieux vaut ne pas passer que de passer avec honte. [Veyrières 1913 #6322] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des présomptueux. [Veyrières 1913 #6322] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Raha fotsy noho ny Vazaha, bobo; ary raha ody fitia miohatra noho ny vola, mosavy. [Cousins 1885, Veyrières 1913]
Raha fotsy noho ny vazaha : bobo; ny ody fitia miohatra ny vola : mosavy. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un homme plus blanc qu' un Européen, c' est un albinos ; un philtre ou talisman d' amour qui est plus fort que l' argent, c' est un sortilège. [Veyrières 1913 #16] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens général est un sens d'excès. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ray ka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Rivotra an-kadilanana : ny avy avy ihany, ny tsy avy misesika ihany koa. [Rinara 1974 #3758]
Rivotra an-kadilanana : ny tsy avy avy, ny avy dia miohatra. [Veyrières 1913] Toy ny rivotra an-kadilanana : ka manao tsy omby aloha (ny eo aloha tsy lasa ny aoriana misesika ihany. [Rinara 1974] Toy ny rivotra an-kadilanana: ny avy avy, ary ny tsy avy misesika ihany. [Houlder 1895 #2273] Toy ny rivotra an-kadilanana: ny tsy avy avy, ny avy miohatra. [Cousins 1885] Toy ny rivotra an-kadilanana : ny tsy avy avy, ny avy miohatra ihany. [Rinara 1974] Toy ny rivotra an-kadilanana: ny tsy avy avy, ny sisa manaraka ihany. [Cousins 1885] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme le vent dans un étroit passage: ce qui vient, vient, et ce qui reste suit aussi. [Houlder 1895]
Vent dans un passage qui n' est pas abrité : ce qui ne souffle pas encore soufflera, et ce qui souffle passera par-dessus. [Veyrières 1913 #2744] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il y aura toujours du vent dans ce passage ; de même on ne peut pas éviter les vicissitudes de la vie. [Veyrières 1913 #2744]
Un malheur ne vient jamais seul. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Sangy miohatra ny loha, tsy mba an' olon-tiana. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Saonjo miohatra akondro. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Gouet qui cherche à dépasser le bananier. [Veyrières 1913 #1164] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' un cadet ou d'un inférieur dépassant l'ainé ou le supérieur. [Veyrières 1913 #1164] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tany mena miohatra, ka tsy takona afenina. [Houlder 1895, Veyrières 1913]
Tanimena miohatra: tsy takona afenina. [Cousins 1885, Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | De la terre rouge qui domine (le pays d' alentour) ne peut pas être cachée. [Houlder 1895]
Terre rouge et à cheval sur un sommet : on ne peut pas la cacher, elle se voit de loin. [Veyrières 1913 #2978] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On ne peut pas cacher le bien ou le mal qu' on fait. [Veyrières 1913 #2978]
Une grande partie du sol des hauts plateaux de Madagascar est formé de latérite rouge. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toy ny ratsy natao, ka dia miohatra ny tanteraka. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme le mal qu' on a fait, cela dépasse ce qu' on croyait. [Veyrières 1913 #6256] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se méfier des conséquences des mauvaises actions. [Veyrières 1913 #6256] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy misy loza miohatra ny faty. [Rinara 1974]
Tsy misy loza miohatra noho ny faty. [Cousins 1885, Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' y a pas de plus grand malheur que la mort. [Veyrières 1913 #2928] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Vatsy tsy miohatra ny marina, soa tsy miohatra ny vola. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |