Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : mitafa | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Malahelo miresaka amy ny mpanan-karena : raha tonga mitaina hidin-trano. [Cousins 1885 #1450]
Malahelo miresaka amin' ny mpanan-karena : ka nony tonga Malahelo miresaka amin' ny mpanan-karena : raha tonga mitaina hidin-trano. [Veyrières 1913] Malahelo mitafa amin' ny mpanan-karena: ka raha tonga Malahelo mitafasiry amin' ny mpanana, ka raha tonga mitaina hidin-trano. [Rinara 1974 #1920] Miara-mitafa amin' ny mpanan-karena, ka raha tonga Mitafa amin' ny mpanan-karena ka raha tonga | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Izay mandany andro miresaka amin' ny mpanan-karena, dia ho lany ny efa kely eo an-tanany. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pauvre qui bavarde avec les riches, quand il rentre chez lui, il est obligé pour faire sa cuisine, de brûler le bois qui lui sert à fermer la porte. [Veyrières 1913 #2529]
Pauvre qui cause avec les riches : quand il rentre chez lui, il est obligé pour faire sa cuisine, de brûler le bois qui lui sert à fermer la porte. [Veyrières 1913 #2517] Un pauvre s' entretenant avec un riche: de retour chez lui, il brûle la fermeture de sa maison. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A le voir causer avec l' autre, on ne le dirait pas pauvre; mais il l'est tellement que faute d' autre combustible, il est obligé de brûler le morceau de bois servant à fermer sa porte. [Houlder 1895]
Se disait des pauvres qui, au lieu de travailler et de faire leur provision de paille à brûler, perdaient leur temps à bavarder avec les riches. [Veyrières 1913 #2529] Se disait des pauvres qui, au lieu de travailler, perdaient leur temps à bavarder avec les riches. [Veyrières 1913 #2517] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mitafa amy ny mpanana, ka raha mody dia Mitafa amin' ny mpanana, ka raha mody dia Mitafa amin' ny mpanana ka raha mody | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pauvre qui perd son temps à bavarder avec les riches : quand il rentre chez lui, le malheur l' attend pour l' accabler. [Veyrières 1913 #2538] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mitafa amin' ny mpanana noho ny tena, ka mandre ny "izaho" miaraka | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |