Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : morona | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Antsotry morona, saiky tsy namoa ka mifaoka amin' ny tany. [1.147 #A93] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Boka milomano : tafita vao ana. (tsy misy hiakarana ny morona). [2.558 #61]
Boka milomano: tafita vao maty. [2.415 #1969, 2.653 #794] Boka milomano: tafita vao rendrika. [1.1] Boka nilomano ka tafita vao rendrika. [2.558 #942] Boka nilomano: tafita vao maty. [2.165 #2036] Lomano-boka: tafita vao rendrika. [1.1] Tafita vao rendrika toy ny lomano-boka. [2.558 #3968] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza olona izay nikezaka sy nifofotra mafy mba hahavita zavatra, nefa efa akaikin' ny ho tonga amin' izay nokendrena vao tsy mahomby (na marary na maty na voan' ny sampona tsy azo anoarana). [1.1]
Enti-milaza zavatra na raharaha mby efa ho vita vao simba na tsy tanteraka, toy ny lomanom-boka izay misosa tsara hatrany, fa rehefa tonga eny amorona vao tsy tafita satria tay afa-mamikitra ny tanany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Lépreux qui nage: il arrive à l'autre bord pour mourir. [2.415 #1969]
Un lépreux nageant (pour traverser une rivière): il meurt après avoir atteint l' autre bord. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Parce qu' il ne parvient pas à monter la berge escarpée, manquant de doigts pour saisir les herbes qui lui aideraient à grimper. [2.165]
Se disait des malheureux: le lépreux ne peut pas s'accrocher au rivage pour monter. [2.415 #1969] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Mpilomano tsy mahay, ka tsy manalavitra ny lakana (morona). [2.558 #2621]
Mpilomano tsy mahay rano (izahay), ka tsy mba manalavitra ny lakana. [2.653 #1986] Mpilomano tsy mahay rano, ka tsy mba manalavitra ny lakana. [2.415 #818] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Nous sommes des nageurs ne sachant pas bien nager : nous ne nous éloignerons pas de la pirogue. [2.415 #818] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Ce proverbe disait la nécessité d' un appui. [2.415 #818] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Nefa aho tsy dia Nefa aho tsy | ||||||||||||||||||||
Proverbe 5 | Tsy mba ny bibilava matahotra ny morona, fa ny amalona zatra ny rano. [2.558 #4550] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||