Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : sasa-poana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna rahoviana! [Rinara 1974 #3860] Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous vous fatiguez pour rien en préparant un champ auprès d' un village que vous n' habiterez jamais. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Sasa-poana ny olona tsy mihevitra. [Veyrières 1913 #6153] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les personnes qui ne réfléchissent pas se fatiguent inutilement. [Veyrières 1913 #6153] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Sasa-poana ohatra ny akoho mikotri-borona, valaky ny tsy ho an' ny tena. [Abinal 1888] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fatigué inutilement, comme une poule couvant des oeufs de canard. [Abinal 1888] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle s'épuise pour des petits qui ne la suivront pas. [Abinal 1888] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [Rajemisa 1985]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [Rinara 1974 #4789] Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [Cousins 1885] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |