Fizahan-teny

Ohabolana : tambako

Ohabolana Tambako mahadala, jia mahafoka ; raha tiana mahavery fanahy. [Samson 1965 #T23]

Ohabolana Tambako ratsy tsy hanin-jaza. [Samson 1965 #T25]

Ohabolana Tambako tsy maniry an’ ala. [Samson 1965 #T24]

Fizahan-teny