Fizahan-teny

Ohabolana : totofana

Ohabolana Totofany lainga ka dia miaritra ihany; ilazany ny ampitso lava ka dia miramirana. [Houlder 1895 #1767]
Totofany lainga ka miaritra ihany, ilazany ny ampitso lava ka miramirana. [Rinara 1974 #276]
Totofan' ny lainga, ka dia miaritra ihany ; ilazany ny ampitso lava, ka dia miramirana. [Veyrières 1913 #1240]
Dikanteny frantsay Trompé par des mensonges, il supporte tout ; il est toujours renvoyé au lendemain et il se montre content. [Veyrières 1913 #1240]
Trompé par des mensonges, il supporte tout, toujours renvoyé au lendemain, il est content! [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Ce proverbe se rapporte à des promesses de mariage, qui restent sans effet. [Houlder 1895]
Se disait des promesses de mariage. [Veyrières 1913 #1240]

Fizahan-teny