Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : trafon-kena
|
| |
|
Ohabolana | |
Trafon-kena ambony ravina : ny manindry malemy, ny tsindriana malemy. [Rinara 1974 #282]
|
| |
|
Ohabolana | |
Trafon-kena amy ny vody sobiky : malaza ihany, fa afa-boninahitra. [Cousins 1885]
Trafon-kena amin' ny vody sobika : malaza ihany fa afa-boninahitra. [Veyrières 1913 #4612]
|
Dikanteny frantsay | |
Bosse de boeuf dans un vieux fond de corbeille usée : elle est célèbre, mais déshonorée. [Veyrières 1913]
|
Fanazavana frantsay | |
Se disait des grands, déchus de leur grandeur. [Veyrières 1913 #4612]
|
| |
|
Ohabolana | |
Trafon-kena be rano : hanina amy ny lazany. [Cousins 1885 #3262]
Trafon-kena be rano : hanina amin' ny lazany. [Veyrières 1913 #4613]
Trafon-kena be rano ka hanina amin' ny lazany. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavana malagasy | |
Enti-milaza ny zavatra tsara nefa tsy ny tokony ho izy no nandrahoana na nanaovana azy; ilazana ny olo-mahay nefa tsy dia manao ahoana akory ny zava-bitany. [Rajemisa 1985]
|
Dikanteny frantsay | |
Bosse de boeuf cuite avec beaucoup d' eau : elle n' est pas bonne, mais on la mange parce qu' elle est célèbre. [Veyrières 1913]
|
Fanazavana frantsay | |
La bosse de boeuf était très appréciée. Le sens du proverbe est que la renommée supplée parfois à la beauté, à la qualité. [Veyrières 1913]
|
| |
|
Ohabolana | |
Trafon-kena ome-mahery : am--bava homana, am-po mieritra. [Cousins 1885 #3263, Nicol 1935 #333]
|
Dikanteny frantsay | |
Bosse de bœuf offerte à un homme puissant : sa bouche en mange, mais son cœur réfléchit. [Nicol 1935 #333]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|