Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : trosa | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Andrasan' amboa ohatra ny varavaran' ny mpitrosa. [Rinara 1974 #216]
Andrasan' amboa varavaranany mpitrosa. [Cousins 1885 #200, Nicol 1935 #356] Ny trosa no iandrasan' amboa varavarana. [Rinara 1974 #3331] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des chiens veillent à la porte des débiteurs. [Veyrières 1913 #4425]
La porte du débiteur est toujours gardée par un chien féroce. [Nicol 1935 #356] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est le jour qu'il faut frapper à la porte des débiteurs, car la nuit les chiens montent la garde. [Veyrières 1913 #4425] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mandoa trosa. [Veyrières 1913 #6415] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Expier, c' est payer sa dette. [Veyrières 1913 #6415] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mandry tsirangaranga ny be trosa, fa raha maneno ny akoho dia fohazin' ny ankizy hoe : Andrao tran' ilay olona hianareo! [Rinara 1974 #2088] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mpandranto be trosa : | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny alahelo tsy ahaleovana, ny trosa mahaleo monina. [Rinara 1974 #2849, Cousins 1885 #2139] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa amohazan' ny olona maraina. [Rinara 1974 #3325] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa loha lalan' ny henatra. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa maha-jiolahy. [Rinara 1974 #3327, Cousins 1885 #2451] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa mahalany fara. [Cousins 1885 #2452] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa mahalany tanin-drazana. [Cousins 1885 #2453] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa mahaleo monina. [Rinara 1974 #3328, Cousins 1885] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa mampiady mivady. [Rinara 1974 #3329, Cousins 1885 #2455] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa no mampiova volo ny maintimolaly. [Rinara 1974 #3332] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa sangin' ny very ary ny very dia very | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa tahaka ny lay, izay zatra mandrairay azy no ataony fotsy maso. [Rinara 1974 #3333] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa toy ny aviavy : maitso am--pijerena fa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny trosa toy ny rambondanitra : kely atahorana hipaoka ny lamba, lehibe ahina handrodana ny trano. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Raha misambo-bola hianao, aloavy haingana ny volan' olona, fa ny trosa mahalao monina. [Veyrières 1913 #4448] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous empruntez de l' argent à quelqu' un, rendez-le vite, car les dettes dégoûtent du pays. [Veyrières 1913 #4448] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les débiteurs s'expatrient, ce qui est une grande peine. [Veyrières 1913 #4448] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Taky trosa amin' andriana : mahazo, tratra antitra, tompoko, tsy mahazo tratra antitra, tompoko. [Rinara 1974]
Toy ny taky trosa amin' andriana : mahazo, " | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme la réclamation d' une dette à un noble : si on obtient, on dit puissiez-vous atteindre une longue vieillesse ; si on n' obtient pas, on dit puissiez-vous atteindre une longue vieillesse. [Veyrières 1913 #4454] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Formule par laquelle on saluait les nobles. [Veyrières 1913 #4454] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toy ny taky trosa amin' andriana, ka ny tompony indray no manambitamby. [Veyrières 1913 #4453, Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pareil à celui qui réclame à un noble le paiement de sa dette: c' est le créditeur qui supplie. [Houlder 1895]
Réclamation d' une dette à un noble : c'est le créancier qui supplie. [Veyrières 1913 #4453] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Celui qui réclame ce qu' on lui doit n' est pas de la noblesse, tandis que son débiteur est noble et donc plus puissant: c' est ce qui fait que c' est le premier qui supplie doucement l' autre, afin de ne pas l' offenser. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toy ny taky trosa amin' androvo : raisina aloha izay omeny. [Rinara 1974 #4327] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |