Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : voninahitra | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Akoholahy manakohokoho akohovavy : tsy hanin-kahavoky, fa voninahitra Akoholahy manakohokoho vavy : tsy hanin-kahavoky, fa Akoholahy mikohokoho vavy; tsy hanin-kahavoky fa voninahitra | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha vao mahita zavatra kely, na fotsimbary na poti-javatra ny akoholahy, dia miantso ny akohovavy; voadiniky ny Ntaolo izany mba hilazany fa ny fanomezana atao, na dia kely sy tsy misy vidiny aza, dia mety ho mariky ny fifanajana. [Rajemisa 1985 #695] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un coq appelant une poule; (la nourriture offerte) n' est pas suffisante pour la rassasier, mais l' invitation est une marque de respect. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les Malgaches, en général, sont un peuple très hospitalier et ami des manières polies et modestes. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Amboalahy koro, ka manala voninahitra ny tompony. [Veyrières 1913 #747, Cousins 1885 #135]
Amboalahy koro sofina, ka manala baraka ny tompony. [Rinara 1974 #165] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chien qui a les oreilles coupées : il est un déshonneur pour son maître. [Veyrières 1913 #747] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des inférieurs que les supérieurs traitaient trop mal, et aussi des inférieurs qui avaient de grandes infirmités corporelles. [Veyrières 1913 #747] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Hajao ny vovonana, omeo voninahitra ny haratra, fandrao menatra ny olona tsy hajaina. [Veyrières 1913 #634, Rinara 1974 #86, Cousins 1885] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Respectez les poutres du faîtage, honorez les pannes du toit de peur que vous ne soyez couvert de confusion devant les hommes que vous ne respectez pas. [Veyrières 1913 #634] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe s' appliquait aux chefs qui sont comparés au faîtage, et aux supérieurs subalternes qui sont comparés aux pannes du toit. [Veyrières 1913 #634] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Hitraka, tsy avelan' ny alahelo; hiondrika, tsy avelan' ny voninahitra. [Houlder 1895 #997, Cousins 1885 #1078, Veyrières 1913, Nicol 1935]
Hitraka tsy avelan' ny alahelo, hiondrika tsy avelan' ny voninahitra, toy ny amboninjato mahantra. [Rinara 1974 #1345] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pour lever la tête, on est trop pauvre; et pour la baisser, on est trop fier. [Houlder 1895 #997]
Que la douleur empêche de lever la tête, mais que la dignité empêche de courber le front. [Nicol 1935 #347] Si on veut relever la tête, la douleur ne le permet pas ; si on veut la baisser, c' est l'honneur qui s' y oppose. [Veyrières 1913 #2791] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dans la maladie ou dans le deuil il faut garder une certaine force d'âme pour régler tout avec honneur. [Veyrières 1913 #2791] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Lamba, hono: ka raha vao, dia rehareha; madio, dia voninahitra; tonta, dia adidinao ; rovitra, dia andraikitrao. [Cousins 1885 #1304, Nicol 1935 #265] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme le lamba: neuf, c’est une parure; propre, c’est une gloire ; usé, c’est une charge ; déchiré, c’est une honte. [Nicol 1935 #265] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Malahelo tsara levenana, ka voninahitry ny havan--dray sy reny. [Rinara 1974 #1922] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny fahendrena no voninahitra sy harena. [Veyrières 1913 #2958] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La sagesse est tout à la fois gloire et richesse. [Veyrières 1913 #2958] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny fasana tsy mahalala harena sy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny harena no voninahitry ny olona. [Veyrières 1913 #2224] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les richesses font l' honneur et la gloire de l' homme. [Veyrières 1913 #2224] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny voninahitra tsy mendriky ny adala. [Veyrières 1913 #2107] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La gloire et les honneurs ne conviennent pas aux sots. [Veyrières 1913 #2107] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toy ny lamba : ny madio voninahitra, raha maloto henatra. [Rinara 1974 #4297] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Vahiny | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Voalavo latsaka Voalavo mianjera Voalavo nianjera | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui tombe de très haut : passe pour la chute, mais ce qui est insupportable ce sont les huées des gens qui sont là. [Veyrières 1913]
Un rat tombé d' une poutre: sa chute est supportable, mais non les cris des gens (qui sont dans la case). [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Voninahitra an-tsobiky tsy atao am-patambary. [Rajemisa 1985]
Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary ihany no handraofana. [Veyrières 1913 #2269] Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [Veyrières 1913 #2269] Voninahitra omena ny sobiky, fa ny fatambary no azo handraofana ihany. [Cousins 1885] Voninahitra omena ny sobiky fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [Rinara 1974 #327, Cousins 1885] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny haja sy zo tokony hipetraka eo amin' ny zava-dehibe dia tsy tokony haetry amin' ny zavatra madinika. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La corbeille est considérée avec respect mais c' est le fatambary ou petite mesure de riz qui est le maître de la mesure, c' est lui qui puise dans la corbeille à riz. [Veyrières 1913 #2269] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas mépriser les petits car on a souvent besoin d' un plus petit que soi. [Veyrières 1913 #2269] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Voninahitra omena ny akondro, fa ny vomanga mba mamy ihany. [Cousins 1885]
Voninahitra omena ny akondro, fa ny vomanga mba mamy ihany koa. [Rinara 1974 #326] Voninahitra omena ny tantely, fa ny vomanga mba mamy ihany. [Houlder 1895 #850] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On honore le miel, mais la patate est douce aussi. [Houlder 1895 #850] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |