Teny nalaina : Masikoro

Midi Madagascar
2012/08/07
Vonona ireo foko valo aty Atsimo hiady amin’ny asan-dahalo:

Ny asabotsy teo no nivory teto Toliara renivohitry ny faritra Atsimo-Andrefana ireo olom-be, mpitarika fikambanan-drazana ary ny solontena’ireo foko valo aty Atsimo nahitana ny Antanosy, Bara, Masikoro, Tokobetelo, Mahafaly, Vezo, Antandroy ary Betsileo niaraka tamin’ny Pr Tsiavaliky Celestin