Teny nalaina : tokonana

Noiret François : Le Mythe d'Ibonia, le grand Prince
takila 60
Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga
Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer