Anaran-toerana | Anaran' orinasa, sns. | Anaran' olona ao amin' ny angano | Anaram-java-maniry ara-tsiansa |
Anaran' olona malaza | Anarana ao amin' ny Baiboly | Anarana indrana | Anaram-biby ara-tsiansa |
A | B | C | D | E | F | G | H | I | - | K | L | M | N | O | P | - | R | S | T | U | V | - | - | Y | Z |
Anarana ara-tsiansa | Anarana malagasy |
Abakabaka fuliginosa | abakabaka |
Abakabaka phasiana | abakabaka |
Acrantophis madagascariensis | akoma, ankoma, do |
Actitis hypoleucus | fandiafasika |
Adelomelon | marañimboly |
Alectroenas madagascariensis | fony |
Allocebus trichotis | tsidiala |
Ambassis Commersoni | kimbary |
Anas erythrorhyncha | rahaky |
Anas melleri | angàka |
Anastomus lamelligerus | falamakavava |
Anastomus madagascariensis | famakiakora, famakisifotra |
Ardea alba | vanofotsy |
Ardea atricapilla | vorompatsa |
Ardea cinerea firasa | langoromavo, vano, vanokagira |
Ardea comata | fiandrivoditatatra |
Ardea goliath | vanobe |
Ardea gulari | vanomainty |
Ardea leucoptera | voronjozoro |
Ardea purpurea | dangoro, langoro |
Arius africanus | dojo, fiavoalavo |
Arius madagascariensis | dojo, fiavoalavo, gogo |
Arothron spp. | takobika |
Astacoides madagascariensis | orambato, orana |
Atelornis crosslegi | vorontrandraka |
Atelornis pittoides | avoka |
Avahi laniger | ampongy, avahy, fotsifaka, fotsife |
Avahi occidentalis | ampongy, dadintsifaky, fotsife, tsarafangitra |
A | B | C | D | E | F | G | H | I | - | K | L | M | N | O | P | - | R | S | T | U | V | - | - | Y | Z |
![]() |