Teny iditra frantsay
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay
¶ Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a Frenchman
¶ French
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] français
Ny fihaviany Frantsay: français.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Frantsa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31