Teny iditra Allophylus
Sokajin-teny anarana
 Allophylus arboreus : dikana, fandifianafotsy, fandifihina, farambito, hazomposavavy, karambito, karambitro, maheriapatra, malamaravina, marefipiaka, pika, piky, ramaindafa, ripika, sanirambaza, taolambindro, taolambitro, tataratsilo, tolambita, tolambito, tongobitro, tsokazo, voaratrobo
Allophylus bicruris : hazombalala, manohilatsaka
Allophylus boinensis : morataitra
Allophylus bojerianus : lefondolo
Allophylus cobbe : hazompoza
Allophylus decaryi : malamaravy
Allophylus macrocarpus : dikana, fotsifoa, hazompozavavy, karambitro, saniraberavina, taolambito, taolambitoberavina, taolambitro, teloravina, tolambitro
Allophylus salignus : joniny, sodifafana, voafono, volafoty
Allophylus sp. : hazontsifaka
Allophylus trichodesmus : dikana, mihala, sanatrinamboa, selivoloy, taolambita, taolambito, taolambitro, tataratsilo, tolambito
Allophylus zeylanicus var.acuminatus : fotsiavadika
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13