Teny iditra Andrianjafy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra Andrianjafy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa 1966] Andrianjafy (de son nom complet Andrianjafinandriamanitra) l'aîné des quatre fils d' Andriambelomasina et oncle maternel du grand roi Andrianampoinimerina. De son vivant, Andriambelomasina avait nommé Andrianjafy seigneur d' Ilafy, et, avant de mourir, en 1770, le désigna pour lui succéder sur le trône d' Ambohimanga, tout en recommandant qu' Imboasalama (le futur Andrianampoinimerina) règnerait après lui...
Voambolana 
Mpitovy hevitra Andrianjafinandriamanitra
Ohatra 
1 [Callet: Tantara, takila 421] Ary hoy ny mpanandro fony Andrianjafy vao teraka
2 [Rahajarizafy: Kabary, takila 25] Koa raha nahafoy an'Andrianjafy izahay, aiza no mba hitokisanao anay?
3 [Randriamamonjy: Tantara, takila 439] Nony resy Andrianjafy dia nandositra izy ka tonga tany Ambodinangavo.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31