Teny iditra Asteropeia
Sokajin-teny anarana
 Asteropeia amblyocarpa var. matrambody : haraka, matrambody
Asteropeia amblyocarpa : andravola, andrevola, hazonjia, manoka mavo
Asteropeia densiflora : maranimandro, marinimandro
Asteropeia micraster var. angustifolia : hezo
Asteropeia micraster : fanoalamena, fanola, fanolamena, hafobolamena, hanokolamena, manoka, manoka fotsy, manoka mavo, moara
Asteropeia multiflora : andrampotsy, andrevola, andriavola, andrivola, famolafotsy, fandamena, fanoalafotsy, fanola, fanolafotsy, haraka, hazotseha, jodo, manokofotsy, merana, mohara, sotry, tambonana
Asteropeia rhopaloides : manoka, manoko, manokofotsy
Asteropeia sphaerocarpa : maranimandro
Asteropeia : voamahery
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13