Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | ruiné, paumé [Rajaonarimanana 1995]
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
mino [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | se dit de la voix sourde et de l'intelligence ¶ se dit du caméléon vaincu et encore furieux [Abinal 1888]
|
Mpitovy hevitra | |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
ho azy [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | barre qui sépare les mesures en musique [Abinal 1888]
|
Ny fihaviany | Frantsay: barre.
|
|
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | traverse, pièce mise en travers [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Ny fihaviany | Frantsay: barre.
|
|
/m:txt-->
Teny iditra |
bara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra).
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Bara
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | population du centre sud de Madagascar ( [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
/m:web>
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Teny nalaina |
Habaka | Les Bara de Madagascar
|
|