Teny iditra | benjamina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaniry misy voninkazo mena madinidinika izay matetika totototoin' ny ankizy ka apetany amin' ny hohony ka mahatonga ny hoho ho menamena (Impatiens balsamina L. na I. notitangore Balsaminacées na I. Sultani Hook) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | the name of an herb. Impatiens sp. [Corruption of the Fr. Balsamine.] [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (du français « balsamine ») Nom de plusieurs impatiens cultivés pour leurs fleurs, notamment Impatiens balsamina L., Impatiens noli-tangere L. et Impatiens sultanii Hook. f. (Balsaminaceae). Ils se sont souvent échappé des cultures et naturalisés dans les agglomérations urbaines. [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Anarana siantifika | Impatiens balsamina, Impatiens noli-tangere, Impatiens sultanii | |
Ny fihaviany | Frantsay: balsamine. | |
Teny iditra | Benjamina | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Benjamina [Baiboly] | |
Benjamin [Baiboly] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Benjamin [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Ohatra | ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy Benjamina [Baiboly: 1:035:024/Genesisy 35:24..] | |
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Benjamina | |
Lahatsoratra | [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Benjamina] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |