Teny iditra | Betsimisaraka (be, tsy, saraka) | ||||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Rajaonarimanana 1995] nom d'une population de la côte es [...] | ||||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny Betsimisaraka io Ohabolana misy io teny Betsimisaraka io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/06 |
![]() |