Entrée 1/4 erà
Partie du discours nom
Explications en malgache Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explications en français Amont [1.3]
Vocabulaire 
Synonymes ira
Antonymes 
Mots composés 

Entrée 2/4 era
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Dérivés 
 

Entrée 3/4 era
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Filazana [1.78]
  [Bara] Fifanarahana [1.78]
 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explications en anglais Consent, permission [1.7]
Explications en français Permission [1.3, 1.8]
 Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3]
 Action de demander la permission [1.8]
  [Taisaka] Avis [1.82]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée 4/4 era
Partie du discours nom
Explications en anglais Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/15