Teny iditra filôzôfia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
¶ Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] philosophie
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: philosophy. Frantsay: philosophie.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Rabemolaly: Fary, takila 82] Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa?

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31