Teny iditra | Fitenin > fiteny (teny) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany ¶ Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany ¶ Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby ¶ Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] the customary way of speaking | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 696, Hallanger 1974] manière de parler | ||||||||
[Abinal 1888 takila 696] ce qu'on peut défendre | |||||||||
Voambolana | Haiteny | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny iditra | Fitenin > fiteny (teny) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a language | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 696] le language | ||||||||
[Hallanger 1974] une langue | |||||||||
Voambolana | Haiteny | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fiteny io | ||||||||
![]() |