Teny iditra hamaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] ambana (antsy) [Rakotosaona 1975]

Teny iditra hamana (fana)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamana

Teny iditra Hamana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Hamana [Baiboly]
 Haman [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Aman [Baiboly]
Voambolana 
Mpitovy hevitra Amanà
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31