Teny iditra | harana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [Rakotosaona 1975] | |
Tendrombohitra vato: Haram-bato ¶ Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | a rocky place [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | grands rochers [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Sampanteny |
| |
Haianarantany | ||
Teny iditra | harana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | harana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | haraña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] hantsana amoron-drano, tevana [Rakotosaona 1975] | |
[Tanala] hantsana, tevana [Rakotosaona 1975] | ||
Haianarantany | ||
Teny iditra | harana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [Rakotosaona 1975] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] corail. [David: Dialectes (takila H)] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | harana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanala] akora [Rakotosaona 1975] | |
Fanazavàna teny anglisy | sea shells; an eggshell [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | coquillage; coque des oeufs [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | harana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [Rakotosaona 1975] | |
[Sihanaka] faty maina [Rakotosaona 1975] | ||
Teny iditra | harana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Teny iditra | Harana | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Harana [Baiboly] | |
Haran [Baiboly] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Harân [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Mpitovy hevitra | Aràna | |
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Harana | |
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |