Teny iditra i
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika).
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto.
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] Ottava lettera dell'alfabeto malgascio.
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra i~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny i~]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry.Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de.
¶ Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao.
  [Hallanger 1974] préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] Preposizione per i nomi propri di persone e di luogo: Il nome di Gesú (ny anaran'i Jeso) / Il Governatore di Tamatave (ny Governoran'i Taomasina)
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny i~ ity (1): Iakora

Teny iditra i
Sokajin-teny mpanoritra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara, Tandroy] ny

Teny iditra i
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai.

Teny iditra i
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] izy
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra I
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before
  [Hallanger 1969] izaho, aho

Teny iditra I
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 1
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Teny iditra I
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] Iodine
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] Iode
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14