Teny iditra | Joda | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Joda: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly] | |
Jude: one of the books of the Bible [Baiboly] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Jude: un des livres de la Bible [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Ohatra | Izany boky izany dìa nandraisan' i Joda teny [Randzavola: Baiboly, takila 195] | |
Lahatsoratra | [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Joda] | |
Teny iditra | Joda | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Joda [Baiboly] | |
Judah [Baiboly] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Juda [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Ohatra | Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda; [Baiboly: 30:050:033/Jeremia 50:33..] | |
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Joda | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |