Teny iditra | malaza (laza) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza:
Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra ¶ Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [Rajemisa 1985 takila 563] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | renowned; notorious [Richardson 1885] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | célèbre [Abinal 1888 takila 395, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||||||
renommé, fameux [Abinal 1888 takila 395] | |||||||||||||
réputé, animé [Rajaonarimanana 1995] | |||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny malaza io | ||||||||||||
Haianarantany | |||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/15 |
![]() |