Teny iditra |
meda
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | (peu usité) lent, lambin [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
Meda
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Meda [Baiboly]
|
| Medes [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mèdes [Baiboly]
|
Voambolana |
Ohatra | Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny Meda va hianao? [Baiboly: 17:005:007/Tobia 5:7..]
|
|