Teny iditra Oryza
Sokajin-teny anarana
 Oryza longistaminata : behatoka, jama, varijao, varinandrianahary
Oryza sativa : akotrim-bary, akotry, angeka, boritika, botri-vaventy, fampitanana, kalila, karaokana, kelimidina, ketsa, kiriminy, kiritika, kofobare, lambam-bary, lantsidahy, loahambitro, maintisomotra, mazy, rojo, tsipala, vary
Voambolana 
Ohatra Ny voan' ny Vary (Oryza sativa)t Varimbazaha (Triticum rithjare), Katsaha (Zea Mais)t Ampemba, ete. [Baron: Botany]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30