Teny iditra | Salvia
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Salvia coccinea : afolava, sangasanga, sangasanganandevolahy Salvia cryptoclada : kanda, tsiparapandy Salvia goudotii : kanda Salvia leucodermis : ahibano, kanda, kandafotsy, kizanozano, laingomenanala, panda, tsiparanda, tsiparapandy Salvia parvifolia : kanda, tsiparapandy Salvia perrieri : kanda, tsiparapandy Salvia porphyrocalyx : kanda, kandamainty, tsiparapandy Salvia sessilifolia : kanda, tsiparapandy Salvia splendens : lelanamboanoana | ||
Voambolana | Haizavamaniry: antoko latina | |
Ohatra | Ny genera sasany dia Oeymitm, Pleetranthnt, Leneas, Salvia, Staehys. [Baron: Botany] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04 |
![]() |