Teny iditra Sarcolaena
Sokajin-teny anarana
 Sarcolaena codonochlamys : hazoantamba, hazonantambo, mandozana, piro
Sarcolaena codonochlamy : elana
Sarcolaena eriophora : elana, mavoravina, vandroza, voandrazana, voandrozana
Sarcolaena grandiflora : elana, helanabe, todingo, vandroza, vandrôzana, voasotalafa
Sarcolaena multiflora : harongampanihy, helana, helanamadinika, maroravina, tavia, todingo, tsilaintsangy, tsilaitra, vandroza, voamasa, voandrongana, voandrozana, voasotalafa, vonindraozy
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13