Teny iditra savia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo fihinan' ny landy ny raviny
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 590] Arbuste, dont les feuilles servent à nourrir les vers à soie du pays
  [Boiteau 1997] [Betsileo] (nom cité par Malzac). « Petit arbuste dont les feuilles servent à nourrir les vers à soie du pays ». C'est-à-dire les landibe, Borocera madagascariensis. C'est très probablement Dodonaea madagascariensis Radlk. (Sapindaceae), appelé tsitoavina en Imerina.
Voambolana 
Anarana siantifika Dodonaea madagascariensis

Teny iditra Savia
Sokajin-teny anarana
 Savia bojeriana : hazomainty
Savia danguyana : fanjavala
Savia laureola : fanamorano
Savia platyrachis : karepoka
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13