Teny iditra | SIDA
![]() | |||
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |||
Fanazavàna teny frantsay | Syndrome d' Immuno-Déficience Acquise [3.1] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Mpanahaka | VIH | |||
fanafohezan-teny | ||||
Ohatra | fa isan' ny ambany indrindra aty Afrika ny tahan' ny fisian' ny aretina SIDA (0, 95 - kanefa toa ambony kokoa noho izany ny tena tahan' ny fisian' io aretina io) [SeFaFi ] | |||
Sary |
| |||
Teny iditra | Sida
![]() | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Sida acuta : tsindahoro Sida cordifolia : sepapaka, tsindahoro Sida rhombifolia : aika, kasindahorina, kisindahorina, kisindahoro, kitsindahoro, sandroky, sindahoro, sindahorona, singahory, tsimaitofangady, tsimatipangady, tsindahoro, tsindahorona, tsindahory Sida urens : satrikoefamaratra | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: antoko latina | |||
Ohatra | ary koa amin' ny faritany rehetra: Lampsaka, ny Sparsiata, Delosa, Minda, Sisiona, Karia, Samosa, Pamfilia, Lisia, Halikarnasa, Roda, Faselisa, Kosa, Sida, Aradosy, Gortina, Knida, Sipra, ary Sirena. [Baiboly] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/01 |
![]() |