Teny iditra | sihanaka | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] [Sakalava] Kamory lalina tsy misy ahitra | ||||
Teny iditra | sihanaka | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] [Betsileo, Sakalava] (de hanaka : lac, étang, marécage ; c'est la même racine qui vaut leur nom aux Sihanaka qui peuplent les environs du lac Alaotra). Nom donné à des plantes soit aquatiques, notamment Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Soit croissant dans la vase, au bord des eaux , notamment : Jussiaea repens L. (Onagraceae). Les jeunes pousses de cette dernière sont souvent mangées en salade. | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Anarana siantifika | Jussiaea repens, Lagarosiphon madagascariensis | ||||
Teny iditra | Sihanaka | ||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Foko kelikely manodidina ny farihin' Alaotra, izany hoe amin' ny tany voafaritry ny renirano Bemarivo ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] the name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it. | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Rajaonarimanana 1995] population de l'intérieur de l' [...] | ||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/27 |
![]() |